| Teny iditra | forongo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazan-javatra miaraka amin' ny tena, entana tsy mahasaraka na iadidiana: Ny kitapo, solaitra, pensily, boky... no forongon' ny mpianatra [1.1] | ||
| Accessoire [1.13] | ||
| Tovy hevitra | firongo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2010/01/23 |
|