| Teny iditra | fotibaolina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | foty | |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: football. | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|