|
|
|
|

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
 Antony voalohany nahatonga, niaviana: Andriamanitra no fototry ny soa rehetra ~ Tsy fahampian-tsakafo no fototry ny aretiny
Loharano niaviana, niandohana: Ratsizehena sy Ramianoka no fototry ny fianakavianay
Faka, fanorenana: Manapa-kazo amin' ny fotony / Mianjera ny trano raha tsy mafy orina ny fotony
Antony: Inona no fototra tsy itiavana azy [1.1]
 Root, origin, source
The foundation of a house; a stump of a tree in a river bed or mud
[Mal. pantat, fundament, bottom.] [1.2]
 A root; a basic principle [1.7]
 Racine; principe de base [1.8]
 Fondation, fondement, primaire, primordial [1.13]
Ohatra 
1tsy hita intsony na dia ny fototra aza. [2.470]
2Ilay sekoly nianarako farany mantsy dia fampianaran-tena no fototra iompanany [2.471]
Haiendriteny 
Tsotra : fototra, fototro, fototrao, fotony, fototsika, fototray, fototrareo, fototr', foto-, fototry
Tovonana : -pototra, -pototro, -pototrao, -potony, -pototsika, -pototray, -pototrareo, -pototr', -poto-, -pototry

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
 A large torch of ox-dung burned in the ancestral corner of the house at the time of circumcision. [1.2]
  [Betsileo, Merina] Grande torche faite avec le faux-tronc d'un bananier et enduite au sommet d'un mélange de graisse et de bouse de vache qu'on utilise lors des cérémonies de la circoncision [1.196]

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
 Zavatra isaina tsitelotelo: Nahalatsaka atody dimy fototra Ikalamainty (izany hoe 15) [1.10]
 Three eggs [1.2]
Ohatra Lehilahy iray no tratran' ny tompony nanongotra mangahazo roa fototra. [2.472]

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
 Ny lafy ijadonan' ny haavo amin' ny sary marolafy. [Voambolana: ] [1.1]
 Base. [Voambolana: ]
Base : k fototra A (A base K). [Voambolana: ] [1.13]

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
 The largest piece of wood in a native loom. [1.2]

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
 (dans toute l'île) (du malais pantung) Base de tronc, fût d'un arbre. Nom des troncs d'arbres transportés par les crues et qui s'enlisent dans la vase ; par extension, arbres du bord des eaux. On s'en servait pour faire les soubassements des maisons en terrain marécageux. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
 Nom de divers arbres utilisés pour faire des piliers de fondation dans les terrains humides. Ce sont notamment :
[Betsimisaraka] Sur la côte Est Barringtonia butonica J.R.Forst. (Lecythidaceae),
[Sakalava] Sur la côte Ouest Macaranga cuspidata Boivin ex Baill. (Euphorbiaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Barringtonia butonica, Macaranga cuspidata

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
 (dans toute l'île) Un individu végétal parmi d'autres : iray fototra : un seul pied ; par extension : pied-mère pour les végétaux multipliés par boutures, marcottes, etc.et formant un clone ; ou lignée pour les plantes multipliées par semis. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra fototra
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Signal de deux grandes perches de bois, de 9 à 15 m de long, croisées au sommet pour simuler des cornes. Il marque le lien où ont été célébrées les funérailles d'un personnage de marque (on ne peut en ériger, pour les femmes même princesses) mort en dehors du village où se trouve son tombeau de famille et où son corps doit être ramené. Aussi, nom des arbres qu'on utilise pour construire ce signal. Ils doivent avoir un bois particulièrement résistant et durable. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31