| Teny iditra | FRAM | |
| Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
| Fikambanan'ny Ray Amandrenin'ny Mpianatra [3.1] | ||
| Parent-teacher associations that hire contract teachers, called FRAM teachers [5.en.http://www.povertyactionlab.org/publication/impacts-school-management-reforms-madagascar-do-impacts-vary-teacher-type] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy?
[4.27] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/11/29 |
|