| Teny iditra | gasigasy (gasy) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Manana fombafomba gasy, toetoetra gasy [1.1] | ||
| Manana fombafomba aman-toetoetra gasy: Miezaka ny ho gasigasy ireo vahiny sarimonina eo amintsika [1.62] | ||
| Ohatra | Manana sasin-kira gasigasy izany hira vahiny izany
[1.1] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|