|
|
|
|

Teny iditra geho (geka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana gehina [Fitanisana]
Ohatra 
1Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha [1.1]
2Geho ao an-trano ireto ankizy ireto [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17