| Teny iditra | gejana (geja) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Fatorana mafy: Gejao ity kofehy Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1] | |||||||||
| Same as gehezina [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | gehezina | ||||||||
| Tsipelina hafa | gejaina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|