| Teny iditra | gila | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Betsimisaraka] Jamba (Gila maso) [1.78] | ||
| [Sihanaka] Simba maso anila [1.78] | ||
| [Tanala] Jila (maso) njola [1.78] | ||
| Tsy mahitsy fijery, njola: Gila maso [1.1] | ||
| White-eyed; blind. (Prov.) [1.2] | ||
| [Tankarana] Aveugle. [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | gila | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Lalankely, lalana mahety fandalovan'ny lambo any an'ala [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|