| Teny iditra | ginadra (gadra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voagadra, gadrana, asiana gadra (vy amatorana ny tongotra tsy hahafahana mandositra): Olona efa noginadra iny [1.1] | |||||||
| Passive with infix. [1.2] | |||||||
| Attaché [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voagadra | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|