| Teny iditra | ginaika (gaika) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Gehina, voafehy mafy: Noginaiky mafy tamin' ny etra ny valahany Alaina an-keriny: Noginaiky ny mpanjana-tany ny tanin' ny teratany [1.1] | |||||||
| Serré, lié fortement, retenu, contraint, violenté: Noginaiky ny lehibe ny tanim-bariko (Le chef m’a pris, retenu ma rizière) [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voagaika | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/03/01 |
|