| Teny iditra | ginehy (gehy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voagehy, gehezina, fatorana, fehezina: Noginehiny tsara ny entany vao nandeha izy Terena: Raha tsy noginehin' ny ray aman-dreniny izy tsy nety nianatra Fihinina: Noginehindreniny ela teo ilay zanany vao tonga [1.1] | |||||||
| [passive with infix] [1.2] | |||||||
| Serré, retenu, contraint [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voagehy | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|