|
|
|
|

Teny iditra goaibe
Sokajin-teny mpamaritra
Singan-teny goay, be
  [Tanala] Goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [1.78]
 Huge. [1.2]
 Huge, colossal [1.7]
 énorme, colossal [1.8]
Ohatra 
1Tena goaibe marina ilay izy. [2.643]
2Fa ny tanabe na tanalahin' ala no tsy laitra fa goaibe. [1.437]
3Tsy vitan' izay goaibe ny vava-pataloha, fa tsy eran' aina koa ny halavany. [2.4]
Tovy hevitra goay ~ goavambe ~ goavana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/24