|
|
|
|

Teny iditra godro
Sokajin-teny anarana
 Aretim-pamavany mitsakotsako sy manaintaina vokatry ny fahanterana na ny halemen' ny hozatra, ka ny lohalika no mazàna voany [1.1]
  [Tankarana] Maladie violente avec fièvre. [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra gaotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/12