|
|
|
|

Teny iditra gony
Sokajin-teny anarana
 Kitapo vita amin' ny rongonibe ampiasain' ny mpivarotra hasiana vary, sira, siramamy [1.1]
 A gunny sack, gunny sacking cloth [1.7]
 Sac en jute, étoffe en jute [1.8]
Ohatra Nampiasaina natao fitafiana ny jiafotsy, ny gony, ny tsihy. [2.472]
Ny fihaviany Fanazavàna teny anglisy: gunny.

Teny iditra gony (gona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana gonina [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17