|
|
|
|

Teny iditra gorobaka (robaka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Loaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy [1.1]
 Pierced through [1.7]
 Percé de part en part [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Notsindrotsindroniny tamin' ny sabatra ny rindrina ka gorobaka. [2.649]
2Ny andro amin' ny herinandro kosa dia toa izao: ny alahady andro mahery, ny alatsinainy andro mena, ny talata andro gorobaka, ny alarobia tsy miverina, ny alakamisy manantena hisy, ny zomà andro mainty, ny asabotsy andro mibontsina. [2.296]

Teny iditra gorobaka
Sokajin-teny mpamaritra
 Prodigue [1.3]

Teny iditra gorobaka
Sokajin-teny anarana
 Deceit. See fitaka [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13