| Teny iditra | haavo (avo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity [1.1] | ||
| Refy mijidina takatry ny zavatra iray [1.13] | ||
| Hauteur [1.13] | ||
| Ohatra | Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany.
[4.27] | |
| Teny iditra | haavo (avo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|