| Teny iditra | habahaba | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fisalasalana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra, na handeha na hijanona [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | habahaba | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| A present. [1.2] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | habahaba | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] Rotsirotsy [1.78] | ||
| Teny iditra | habahaba | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka] Kavina lava [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/02/14 |
|