|
|
|
|

Teny iditra habe (be)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra na olona lehibe, halehibe, hangeza: Ny haben' ny volana [1.1]
 Grandeur [1.13]
  [Vezo] Ampleur, grandeur, volume [1.68]
Ohatra 
1Ty habeñe la ie riake io (Sa superficie est comme celle de la mer) [1.68]
2Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/27