|
|
|
|

Teny iditra hadiry (diry)
Sokajin-teny anarana
 Teny ampiasaina amin' ny asa marika mba hilazana ny haben' ny zavatra iray ka ny fandrefesana azy dia amin' ny metatra tara-tela [1.1]
 Volume [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11