|
|
|
|

Teny iditra haditra (ditra)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe maditra
  [1.2]
Ohatra 
1Mivalo fanahy tsy haditra aho [1.437]
2Hivalo fanahy tsy haditra aho fa hanaraka ny efanareo [2.558]

Teny iditra haditra (ditra)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny olona maditra: Tsy haditran' olona re izany ! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/29