| Teny iditra | hafina (hafy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Iaretana: Hafio ny hatsiaka, anaka, fa tsy manana afa-tsy ireo lamba ireo isika [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | hafina | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Betsimisaraka] Karazan'ovy any anaty ala fihinana raha mosary [1.78] | |||||||||
| Karazan-kazo fianakavian' ny rofia sy ny ravinala, izay fihinana ny fakany [1.1] | |||||||||
| A species of fern. Marattia fraxinea, Sm. A shrub with edible fruit. [1.2] | |||||||||
| (vient de hafy : action de supporter une douleur, d'endurer une peine) Nom généralement donné à des aliments d'appoint, consommés seulement en cas de disette et qui ne sont pas toujours dépourvus de danger.
Ce sont surtout :
[Bezanozano] Les frondes de Marattia fraxinea Sm. (Marattiaceae), grande fougère des lieux humides. Son gros rhizome souterrain contient un produit actif contre le taenia. [Betsimisaraka] Une sorte de Palmier dont on consomme les fruits et les racines (Firaketana Malagasy) [Betsileo] Une plante indéterminée dont le tubercule, bien que très amer, est consommé après une préparation spéciale [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Anarana ara-tsiansa | Marattia fraxinea | ||||||||
| Teny iditra | hafina | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Nom donné à des plantes dont l'écorce ou les tiges lianoïdes fournissant des liens solides pour les fagots.
Ce sont sutout : [Tankarana] Byttneria nossibeensis Arènes (Malvaceae) [Sakalava] Christiana africana DC. (Malvaceae). [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Anarana ara-tsiansa | Byttneria nossibeensis, Christiana africana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|