|
|
|
|

Teny iditra hafinaretana (finaritra)
Sokajin-teny anarana
 Hafaliana: Akory ny hafinaretakonamaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fahafinaretana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20