| Teny iditra | hafiriana (firy) | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| Enti-manontany ny isan' ny andro naharetan' ny zavatra na asa iray: Hafiriana no nipetrahanareo tany Toamasina [1.1] | ||
| How many days? [1.2, 1.7] | ||
| Combien de jours? [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|