| Teny iditra | hafotsy (fotsy) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [1.1] | |||||
| Ohatra | Fa angaha ny hafotsin' ny hoditr'indry no ianjonana amiko, sady nosamboriny tamin' ny sandriny ity zazavavy mahantra, ka notarihiny hivoaka ny trano
[2.895] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Teny iditra | hafotsy | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Bara] (déformation de hafotra) Dombeya hafotsy Arènes (Malvaceae). Écorces à fibres. [1.196] | |||||
| Voambolana | |||||
| Anarana ara-tsiansa | Dombeya hafotsy | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/25 |
|