| Teny iditra | haingy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | haingihaingy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2011/04/04 |
|