| Teny iditra | hainoy (haino) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hainoina | |
| Ohatra | hainoy ny fiteniny, fa heveriny ho fara-fahoriana izany tsy mba mana-namana hiara-mizaka
[2.297] | |
| Tsipelina hafa | henoy [1.3#206] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03 |
|