| Teny iditra | hajamba (jamba) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1] | ||
| L'état de ce qui est aveugle [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | fahajamba | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|