|
|
|
|

Teny iditra halafosana (lafo)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra lafo, na vidim-bola be: Tsy laitra ny halafon' ny vidim-piainana ankehitriny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20