| Teny iditra | halanana (halana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asaina, entina na apetraka eo ambony halana, asiana halana: Tsy nohalanany ilay vato nololohaviny ka narary ny lohany [1.1] | |||||||||
| To be made to have a cushion under a burden. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | halanana | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Jereo alanana [1.1] | |||||||||
| [Provincial] Sand. See fasika. [1.2] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|