|
|
|
|

Teny iditra halavana (lava)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao ~ Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io [1.1]
 Length [1.7]
 Longueur [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra fahalava ~ halava

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20