|
|
|
|

Teny iditra halavorariana (lavorary)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [1.1]
Tovy hevitra fahalavorariana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05