| Teny iditra | halina | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| Enti-milazany alina talohan' ny antoandro itenenana: Nisy nikotrokotroka halina ka taitra tampoka aho [1.1] | ||
| Last night [1.2, 1.7] | ||
| La nuit dernière [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | ankaly ~ lahaly | |
| Teny iditra | halina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Tranchée. § hady [1.19] | ||
| Tovy hevitra | haly | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/08/25 |
|