| Teny iditra | hamaizina (maizina (aizina (izina))) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra maizina: Tsy ahitana ny lalana ny hamaizin' ny andro [1.1] | ||
| L'état de ce qui est obscur [1.3] | ||
| [Vezo] Obscurité [1.68] | ||
| Tovy hevitra | fahamaizina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|