|
|
|
|

Teny iditra hamina
Sokajin-teny anarana
 Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra [1.1]
 égalité d’esprit, modération, bonne tenue [1.3]

Teny iditra hamina
Sokajin-teny anarana
 Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona [1.1]

Teny iditra hamina
Sokajin-teny anarana
 Lamba fotsy ary manify kely [1.1]
 Toile mince et blanche [1.3]
  [Tankarana] Toile blanche. [1.19]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14