|
|
|
|

Teny iditra hankana
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Karazam-borona mpivoaka alina [1.78]
  [Tsimihety] Karazam-borondia mitovy endrika amin' ny vorondolo [1.1]
  [Provincial] A kind of bird. Probably the same as hanka [1.2]
Voambolana 

Teny iditra hankana
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka, Bezanozano, Tambahoaka] kankana [1.78]
  [Tanala] kankana(tany, olona) [1.78]
  [Provincial] For kankana [1.2]
  [Sakalava-Mayotte] Ver [1.405]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/04/16