|
|
|
|

Teny iditra hao
Sokajin-teny anarana
 Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1]
 Katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13]
 A louse, a tick. [1.2]
 A louse [1.7]
 Pou [1.8, 1.13, 1.82]
Voambolana 
Ohatra Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528]
Haiendriteny 
Tsotra : hao, haoko, haonao, haony, haontsika, haonay, haonareo, haon', haon-, haom-
Tovonana : -kao, -kaoko, -kaonao, -kaony, -kaontsika, -kaonay, -kaonareo, -kaon', -kaon-, -kaom-
Lahatsoratra 

Teny iditra hao
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
  [Taisaka] Eny [1.78]
  [Taisaka] Oui [1.82]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12