| Teny iditra | haoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandavahana na fandoahana; fangaronana hahitana ny miafina, ny tsiambaratelo [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | haoka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahamaimaizana, fahadodonana [1.1] | ||
| Earnest desire, eagerness, craving, longing. [1.2] | ||
| Impatience, vif désir de [1.3] | ||
| [Tankarana] Vif désir. [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | haokaoka | |
| Teny iditra | haoka | |
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
| [Provincial] For faoka [1.2] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|