|
|
|
|

Teny iditra haorina (haotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haory kely aho fa mangidihidy [1.1]
 See haotra [1.2]
 To be scratched [1.7]
 Contre quoi on se frotte [1.8]
Ohatra Tandremo sao haorina na ratraina ilay takom-pery malemy. [2.424]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : haorina, haoriko, haorinao, haoriny, haorintsika, haorinay, haorinareo, haorin', haorin-, haorim-, haori-
Ny lasa : nohaorina, nohaoriko, nohaorinao, nohaoriny, nohaorintsika, nohaorinay, nohaorinareo, nohaorin', nohaorin-, nohaorim-, nohaori-
Ny hoavy : hohaorina, hohaoriko, hohaorinao, hohaoriny, hohaorintsika, hohaorinay, hohaorinareo, hohaorin', hohaorin-, hohaorim-, hohaori-
Filaza mandidy : haory
Tovy hevitra haotraorina

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/09