| Teny iditra | harakaraka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazam-borona [1.1] | ||
| [Provincial] A bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L. [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Eurystomus madagascariensis | |
| Teny iditra | harakaraka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka [1.78] | ||
| [Sihanaka] Areti-mandalo [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/06/04 |
|