|
|
|
|

Teny iditra harihary
Sokajin-teny anarana
 Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina
Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary noho ny tsy fisian' ny ahitra manarontsarona azy
Rikarikan-tany
Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana [1.1]
 Exposure. [1.2]
 Exposure to view [1.7]
 Exposition à la vue [1.8]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11