| Teny iditra | harihina (harika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Jerena misompirana am-pahasosorana: Aza harihinao toy izao aho fa tsy naninona anao [1.1] | |||||||||
| To be scowled at, to be looked at obliquely. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|