| Teny iditra | haroka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fakana zavatra any anaty lavaka na rano [1.1] | ||
| Action de fouiller, de plonger, de passer la main dans [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | haroka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fangaronana mba hahalalana izay afenin' ny sasany [1.1] | ||
| Deceit, fraud, duplicity, double dealing, ferreting out [1.2] | ||
| Action de sonder quelqu’un [1.3] | ||
| [Tankarana] Fourberie. [1.19] | ||
| Teny iditra | haroka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Hollow, hollowed out, as a canoe. [1.2] | ||
| Creux, creusé [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|