|
|
|
|

Teny iditra haron-doa-body
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny harona, loaka, vody
 Ilazana ny harona loaka ny fanambaniny ka manary izay rehetra atao ao anatiny, ka ny hoe mitahiry an-karondoa-body dia mahery manangona nefa verivery na lanilany foana izay voangona [1.1]
 (literally a basket with a hole in it), a wasteful person [1.7]
 (littéralement et figuré) panier percé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11