Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
hasa
hi
ana
(
sa
hy
)
Sokajin-teny
anarana
Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra
[
1.1
]
Courage, audace, hardiesse
[
1.3
]
Ohatra
1
Eny,
hasahiana
, fa henoy re, aloha, ny manaraka e.
[
2.270
]
2
Nentin' ny
hasahiana
anefa ilay Rangahy iray, ka niverenany nalaina ny langilanginy, kanjo.
[
2.895
]
Haiendriteny
Tsotra :
hasahiana
, hasahiako, hasahianao, hasahiany, hasahiantsika, hasahianay, hasahianareo, hasahian', hasahian-, hasahiam-, hasahia-
Tovonana :
-kasahiana, -kasahiako, -kasahianao, -kasahiany, -kasahiantsika, -kasahianay, -kasahianareo, -kasahian', -kasahian-, -kasahiam-, -kasahia-
Tovy hevitra
fahasa
hi
ana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20