|
|
|
|

Teny iditra hasihasy
Sokajin-teny anarana
 Fahamenarana na fahatahorana fa tsy araka ny nampoizina ny zava-nitranga fa niharihary ny lainga na ny hadisoana natao. [1.1]
 Timidité, confusion [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/18