| Teny iditra | hatahina (hataka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asaina mihataka, atao mihataka: Hataho kely io zaza io sao pitihin' ny vato eo Sarahina: Tsy maintsy hatahina ny biby tsy mbola marary [1.1] | |||||||||
| See hataka. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|