| Teny iditra | hatoka | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka. [1.1] | |||||
| The nape of the neck. [1.2, 1.7] | |||||
| [1.7] | |||||
| Nuque [1.8] | |||||
| Ohatra | Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry.
[2.472] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |
|