|
|
|
|

Teny iditra hatsarana (tsara)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny hatsaran-tarehin' ity voninkazo! / Hatsaram-panahin' olona izany [1.1]
 Excellence; goodness [1.7]
 Excellence; bonté [1.8]
Ohatra 
1tsisy hatsarana velively fa mora ritra sy mety tankina, nefa manana ny azy tsy mila miankina! [1.300]
2Mila hatsarana hita vatana sy azo tsapaina, hanome endrika ny hery tsaroany ho nivaivay saingy tsy nilamina, tao anatiny izy. [2.529]
Tovy hevitra fahatsarana

Teny iditra hatsarana (tsara)
Sokajin-teny anarana
 Sikidy: Nanao hatsarana tao an' efitra Rainibozy no tratranay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/02