| Teny iditra | havanina (havana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ifandraisana, ifankatiavana: Mora havanina io lehilahy io Tsikerakeraina, tsy avala hifatratra na hifitsaka: Havanina ny lavenona raha tiana hirehitra tsara ny afo [1.1] | |||||||||
| To be entered into relationship with, to be consorted with. [1.2] | |||||||||
| With whom one is friend [1.7] | |||||||||
| Avec qui on a de bonne relations [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/06/08 |
|