| Teny iditra | havatsa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin' ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika kokoa ny hoe Tombo-kavatsa) [1.1] | ||
| A particular kind of mark made in the skin for ornamentation, tattooing. [1.2] | ||
| Tatouage [1.3] | ||
| Teny iditra | Havatsa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Voambolana | ||
| Ohatra | RAHAINGOSON Henri Filohan' ny HAVATSA UPEM Filoha lefitra amin' ny Sokajy I ao amin' ny Akademia Malagasy.
[2.528] | |
| Habaka | Havatsa UPEM Frantsa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |
|